Joseph Kabila: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Joseph Kabila April 2016.jpg|vignette|314x314px|I Joseph Kabila]]
I '''Joseph Kabila''', izay teraka tamin' ny 4 Jona 1971 tao Hewa Bora II ao amin' ny faritanin' i Sud-Kivu, dia mpitindrampitondra fanjakana kinô-kôngôley. Filohan' ny [[Repoblika Demôkratikan' i Kôngô]] izy tamin' ny 17 Janoary hatramin' ny 25 Janoary 2019 ary [[senatera]] mandra-pahafatiny nanomboka tamin' ny 15 Marsa 2019.
 
Zabak' i [[Laurent-Désiré Kabila]] izy ary nandimby an-drainy izay nisy namono izy tamin' ny 16 Janoary 2001, nandritra ny ady faharoa tany Kôngô. I Joseph Kabila no filoham-panjakana zandriny indrindra tao amin' io firenana io. Nitarika ny ''Alliance pour la majorité présidentielle'' (AMP) izy ary namorona ny ''Parti du peuple pour la reconstruction et la démocratie'' (PPRD) tamin' ny taona 2002. Tafajanona teo amin' ny fitondrana izy taorian' ny ''Accord global et inclusif de Pretoria'' izay namarana ny ady tamin' ny taona 2003.