Fitsanganan' i Jesoa ho velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-44:
 
== Ny olana ara-tantaran' ny fitsanganan' i Jesoa ho velona ==
Ny fitsanganan' i Jesoa ho velona dia tsy zava-nitranga azo hamarinina noho izy momba ny finoana; tsy azon' ny taranja [[Tantara]] anaovana fikarohana izany<ref><small>Camille Focant, « La Résurrection », in Michel Quesnel et Philippe Gruson (dir.), ''La Bible et sa culture'', éd. Desclée de Brouwer, 2011, vol. II, <abbr>p.</abbr> 145.</small></ref>. "Mizara mandrakariva ny mpanao heviteny ny amin' ny fitsanganan' i Jesoa tamin' ny maty. Anisan' ireo voalohany tamin' ny taonjato faha-18 izay niezaka nanaporofo ny fisian' ny hosoka nataon' ireo [[Apôstôly roa ambin'ny folo|apôstôly]] i Reimarus. (...) I David Strauss, izay lasa nalaza tao [[Frantsa]] noho ny asasoratr' i Ernest Renan, dia nihevitra an' izany ho [[Fedrà|angano]] teraka ho azy tao amin' ireo fiangonana kristiana voalohany, indrindra noho ny hakiviana tsy nety nampiononina teo amin' ireo mpianatr' i Jesoa taorian' ny nahafatesany".
 
Hatramin' i [[Rudolf Bultmann]] (tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-20) dia "fanao ny manavaka ny finoana ny [[Fitsanganan-ko velona|Fitsanganana amin' ny maty]] izay iheverana ny fitsanganan' i Jesoa tamin' ny maty ho zava-nitranga marina tokoa, amin' izay ara-tantara araka ny heviny hentitra"<ref><small>Simon Claude Mimouni et Pierre Maraval, ''Le Christianisme des origines à Constantin'', Paris, éd. P.U.F., 2006, <abbr>p.</abbr> 128-129.</small></ref>. Tsy manan-kambara ny mpahay tantara ny amin' io resaka io na amin' ny fitsipahana izany na amin' ny fanohanana, nefa afaka manamarina izy ireo fa nino ny mpianatr' i Jesoa fa "natsangan' Andriamanitra izy" (Jereo: Rom. 10.9).