Bokin' i Môrmôna: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
Aucun résumé des modifications
kAucun résumé des modifications
 
[[Sary:Book of Mormon - Malagasy.jpg|vignette|Bokin' i Môrmôna amin' ny teny malagasy]]
Ny '''Bokin' i''' '''Môrmôna''' dia iray amin' ny boky masin' ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany|Fiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro Farany]] manampy ny [[Baiboly]] sy boky hafa koa (dia ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana|''Fotopampianarana sy Fanekempihavanana'']] sy ny [[Voahangy Lafo Vidy|''Voahangy Lafo Vidy'']]) izay voasoratra, araka ny fitantaràn' i [[Joseph Smith]], tamin' ny [[Fiteny egiptiana taloha|fiteny ejiptiana]] tamin' ny takela-bolamena hitan' i Joseph Smith teny amin' ny havoan' i Cumorah, ao amin' ny Fanjakan' i [[New York]] any [[Etazonia]], araka ny tari-dalana nomen' ny [[anjely]] Môrônia tamin' ny 21 Septambra 1823. Araka ny fitantaràn' i Joseph Smith dia avy amin' ny anaran' i Môrmôna, [[mpaminany]] niaina tamin' ny taonjato fahefatra teo amin' ny [[Amerika|kontinenta amerikana]], ny anaran' io boky io.
 
Misy fizaràna lehibe 15 ao amin' ny ''Bokin' i Môrmôna'', dia ireto avy:
28 745

modifications