Akoho amam-borona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Scheuerer Hühnerhof.jpg|vignette|357x357px|Fiompiana akoho amam-borona amin' ny fomba nentim-paharazana any Eorôpa ]]
Ny '''akoho amam-borona''' dia ireo [[vorona]] fiompy, ka anisan' izany ny [[akoho]] sy ny karazany sy ireo vorona fisa-paladia toy ny [[ganagana]] sy ny [[gisa]], izay ompiana mba hahazoana [[Hena|nofony]] sy [[Atody|atodiny]] ary volony. Ireto ireo vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny [[gisa]], ny [[vorontsiloza]], ny [[ganagana]] , ny [[akohoaotrisy]] ary ny [[akanga]]. Anian' ny misy miompy koa ny [[kibobo]] (na kibo) sy ny [[voromailala]].