Akoho amam-borona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vorona fiompy
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 19 Novambra 2021 à 09:46

Ny akoho amam-borona dia ireo vorona fiompy, ka anisan' izany ny akoho sy ny karazany sy ireo vorona fisa-paladia toy ny ganagana sy ny gisa, izay ompiana mba hahazoana nofony sy atodiny ary volony. Ireto ireo vorona ompiana indrindra, araka ny lanjany sy ny habeny midina: ny gisa, ny vorontsiloza, ny ganagana , ny akoho ary ny akanga. Anian' ny misy miompy koa ny kibobo (na kibo) sy ny voromailala.

Fiompiana akoho amam-borona amin' ny fomba nentim-paharazana any Eorôpa