Tendrombohitra Olimpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Pejy voaforona amin'ny « thumb '''Tendrombohitra Olimpa''' (Grika: Όλυμπος, ''Ólympos'', koa ''Ólimbos'') no tendrombohitra avo indrindra any Gresy. Anisan'ny Olimpa akaikin'ny Hoala Termaikos ao amin'ny Ranomasina Egea izy io, any amin'ny Tandavan-tendrombohitra Olimpa eo amin'ny sisin-tanin'i Thessaly sy Makedonia, eo anelanelan'ny faritra misy an'i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimoandrefan'i Tesalonika.... »
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Mountain_Olympus_snowy.JPG|thumb|Tendrombohitra Olimpa ]]
 
'''Tendrombohitra Olimpa''' ([[Fiteny grika|Grika]]: Όλυμπος, ''Ólympos'', koa ''Ólimbos'') no tendrombohitra avo indrindra any [[Gresy]]. Anisan'ny Olimpa akaikin'ny Hoala Termaikos ao amin'ny [[Ranomasina Egea]] izy io, any amin'ny Tandavan-tendrombohitra Olimpa eo amin'ny sisin-tanin'i Thessaly sy MakedoniaMakedônia, eo anelanelan'ny faritra misy an'i Larissa sy Pieria, 80 km eo ho eo atsimoandrefanatsimo-andrefan'i [[Tesalonika]].
 
I Olimpa dia malaza amin'ny angano grika ho fonenan'ireo andriamanitra grika, eo amin'ny tendron'i Mytikas.