Fivarotana andevo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fivarotana olona
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:A slave market in Cairo-David Roberts.jpg|vignette|306x306px|Tsena fivarotana andevo tao [[Kahira]] (Ejipta), sary nataon' i David Roberts, 1838/1839.]]
Ny '''fivarotana andevo''' na '''varotra andevo''' dia raharaham-barotra izay anakalozana vola na zavatra hafa ny [[andevo]] eo an-toerana na avy any an-tany lavitra. Tokony efa tany amin' ny andro fahagola no nisian' ny fivarotana andevo. Ny fivarotana andevo tany [[Tontolo Atsinanana|Atsinanana]] sy ny [[fivarotana andevo mainty]] miampita an' i [[Ranomasimbe Atlantika|Atlantika]] no lehibe indrindra amin' ny fomba fitrandrahana ny fanandevozana. Ny endrik' io varotra io ankehitriny dia ilay atao hoe "varotra olona".
 
== Jereo koa ==