Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanisy daty
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|'''Fiangonana OrtôdôksaÔrtôdôksa eto Madagasikara''']] dia fiangonana kristiana miorina eto [[Madagasikara]] izay isan' ny [[Fiangonana tatsinanana]] efa tafasaraka tamin' ny [[Fiangonana Katolika|Fiangonana Katôlika]] tany aloha, niorina teto amin' ny Nosy efa tamin' ny taona 1930 nefa tamin' ny taona 1999 vao nahazo fanlatoavana avy amin' ny fanjakana malagasy. Mino ny [[Trinite]] ny OrtôdôksaÔrtôdôksa malagasy. Fehin' ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ÔrtodôksanÔrtôdôksan' i Aleksandria sy Afrika manontolo]] izy.
 
== Tantarany ==
Efa tany amin' ny taon-jato faha-19 tany ho any no tonga teto Madagasikara ny finoana ortôdôksaôrtôdôksa. Tamin' izany anefa, mbola tsy nisy Malagasy ortôdôksaôrtôdôksa fa ireo [[Grisia|Grika]] sy [[Bolgaria|Bolgara]] ary [[Rosia|Rosiana]] no mpino ortôdôksaôrtôdôksa teto. Tsara ho marihina anefa fa tsy nisy [[pretra]] tamin' izy ireo fa samy kristianina tsotra avokoa.
 
==== Ondry tsy misy mpiahy ====
 
Ny taona 1928, natsangana ho archidiocèse i [[Johannesburg]] ([[Afrika Atsimo]]) ary nampidirina tao anatin' izany i MadakasikaraMadagasikara. Araka izany, naniraka pretra ho aty Madagasikara ny archevêché tao Johannesburg mba hanentana sy hanome vatsim-panahy ny Kristianina ortôdôksaôrtôdôksa. Tsy naharitra anefa ny fitsidihana nataony teto.
 
Ny taona 1930 dia nanangana trano fiangonana ireo Kristianina ortôdôksaôrtôdôksa tao [[Antananarivo]] (Behoririka) ary natao eo ambany fiarovan' ny "Dormition de la Mère de Dieu". Na vita aza ny trano fiangonana dia mbola tsy nahazo pretra ihany ny Kristianina ortodoksaôrtôdôksa malagasy.
 
Ny taona 1948 dia nandefa pretra hipetraka maharitra eto MadakasikaraMadagasikara ny archevêché any [[Johannesburg]]. Pretra iray ihany anefa no nalefany hisahana sy hitantana ny fiangonana ortôdôksaôrtôdôksa manerana an' i Madagasikara izay efa nisy trano fiangonana roa nitsangana, satria ny taona 1955 dia vita ny trano fiangonana tany [[Mahajanga]] arovan' i Md Nicolas. Taona vitsy taorian' izay dia tsy nisy pretra indray i Madagasikara rehefa niverina any [[Afrika Atsimo]] ny pretra niasa teto, noho ny antony maro.
 
Ny taona 1966 dia nandefa pretra iray tompon-toerana teto Madagasikara ny archevêché any Johannesburg. Roa taona monja anefa no niasan' io pretra io dia nody izy. Nanomboka ny taona 1968 dia tsy nanana pretra ny Kristianina ortôdôksaôrtôdôksa teto Madagasikara. Taona vitsy taorian' io anefa dia natsangana ho archevêché i [[Zimbabwe]] (miray amin' ny PatriarkataPatriarkatan' tanyi Aleksandria) ary nafindra tao indray i Madagasikara. Na dia nitambatra tao amin' ny archevêché-narchevêchén'ny i Zimbabwe aza i Madagasikara dia mbola tsy nahazo pretra ihany.
 
==== Ny mazava atsinanana ====
 
Ny taona 1994, pretra aostralianina iray tonga handany fotoam-pialan-tsasatra eto Madagasikara no nahita ny fiangonana tao Behoririka (Antananarivo) sy ny kristianinaKristianina nivavaka tsy nisy pretra. Vokatr' izany, nalahelo mafy ity pretra aostralianina ity ka naniry ny ho misiônera aty Madagasikara. Ny volana Jolay 1994, nivaly ny faniriany. Iray volana monja taorian' io anefa dia efa nisy kristianinaKristianina ortodoksaôrtôdôksa malagasy telo lahy niroso hatao [[batemy]] tao amin' ny fiangonana "la Dormition de la Mère de Dieu" tamin' ny 31 Aogositra 1994. Izy telo lahy ireo kosa no tonga pretra malagasy ortodoksaôrtôdôksa voalohany ary nohamasinina ny volana Martsa 1995 tany [[Zimbaboe|Zimbabwe]].
 
Ny 23 Semptembra 1997 no nohamasinina ho [[eveka]]<nowiki/>n' i Madagasikara ilay pretra aostralianina misiônera. Maty tamin' ny taona 2004 ity eveka ity ary i Mgr Ignocius (teratany grika) no nandimby azy.
 
Tamin' ny 10 Mey 1999 no neken' ny fanjakana malagasy ho ara-dalàna teto Madagasikara ny fijoroan' ny fiangonana ortôdôksaôrtôdôksa na dia efa niforona tamin' ny taona 1930 aza.
 
==== Ireo solofo dimbin' ny ala: Pretra,pretra sy Seminaristaseminarista ary Maseramasera malagasy ortôdôksa ====
 
AnkehitrinyTamin' ny taona 2005 dia efa miisaniisa 54 eo ireo paroasy ortôdôksaôrtôdôksa izay mitsinjara amin' ny vicariats telo eto Madagasikara dia ny vicariat Toliara, ny vicariat Fianarantsoa ary ny vicariat Antananarivo. MisyNisy 12 ireo pretra malagasy, "sous-diacre" iray ary seminarista 7fito izay samy anytany ivelan' i Madagasikara avokoa.
 
AminTamin'izao fotoanany izaotaona 2005 dia efa misynisy masera malagasy iray ôrtôdôksa iray sy regardantes roa, samy mbola mipetrakanipetraka any andafy avokoa ireo. TsyNisy hony elafikasa anefahanangana dia hanana monasteramônastera eto Madagasikara (ao Mantasoa) ho an' ireto masera ireto.
 
== Ny asa pastôraly sy sôsialy ==
 
Raha amin' ny lafiny fanabeazana dia mandray anjara feno ny fiangonana ôrtôdôksa eto Madagasikara. MananaTamin' ny taona 2005 dia efa nanana sekoly fanabeazana fototra 9miisa sivy sy sekoly fiofanana amin' ny asa (technique) iray any Toliara ny fiangonana. Tsiahivina koa fa manana hôpitaly iray eto Madagasikara ny fiangonana ôrtôdôksa.
 
Ankehitriny dia efaEfa lasa archevêché i Madagasikara ary miaraka aminy ny Nosynosy [[La Réunion]] sy Mauricei [[Maorisy]]. Samy mivondrona ao amin' ny patriarcat-npatriarkatan'ny i Aleksandria ireo, izay tantanan' ny patriarchepatriarka Théodore.
 
== Jereo koa ==