Varatra: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Correction erreur de frappe.
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Lightning_NOAA.jpg|300px|thumb|Tselatra sy Varatra vokatry ny herinaratra amin' ny rivotra ka mipoaka]]Ny '''varatra''' dia ny feo vokatry ny fipoakan' ny [[rivotra]] mifandona (rivotra mangatsiaka sy mafana) ary tsyny fihaonan' ireo no manome ilay [[tselatra]]. Mitovy ny fotoana ipoahan' ny varatra sy isehoan' ny tselatra saingy noho ny tsy fitovian' ny hafainganam-pandehan' ny [[feo]] sy ny [[hazavana]] dia ny tselatra aloha no hita voalohany avy eo ny varatra no heno. Raha tena akaikin' ny tselatra no misy olona mijery dia miara-mipoitra ny tselatra sy ny varatra.
 
== Jereo koa ==