Fiangonana katôlika tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''Fiangonana katôlika tatsinanana''' dia fitambaran' ireo fiangonana any [[Tontolo Atsinanana|Atsinanana]] izay miombona amin' ny [[Papa]] ao [[Rôma]] sy manaiky ny fahamboniany, nefa izy ireo manao ny fombam-pivavahana tatsinanana (kôpta, siriaka tandrefana, marônita, siriaka tatsinanana, bizantina, armeniana ary gezy). Atao hoe "Fiangonana mizaka tena" na "Fiangonana manana ny lalànany manokana" (latina: ''sui iuris'') izy ireo ao amin' ny voambolana katôlika, nefa heverina fa Fiangonana katôlika feno sahala amin' ny [[Fiangonana latina]]. Na dia samy tatsinanana aza dia tsy [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonana ôrtôdôksa]] izy ireo. Atao hoe "Fiangonana oniata" na "Fiangonana grika katôlika" na "Fiangonana katôlika manaraka fomba bizantina" koa izy ireo. Raha ny lafiny fombafombam-pivavahana dia tsy mifanalavitra firy amin' ny fomban' ny [[Kristianisma ortodoksa|Kristianisma ôrtôdôksa]] ny Fiangonana katôlika tatsinanana ka izy manaiky ny fahambonian' ny Papa ihany no tsy maha Ôrtôdoksa azy ireo.
Isan' ny Fiangonana katôlika
== Jereo koa ==
|