Broney: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Flag of Brunei.svg|vignette|351x351px|Sainan' i Broney]]
[[Sary:Location Brunei ASEAN.svg|vignette]]
[[Sary:Brunei carte.png|vignette]]
I '''Broney''' na '''Soltanan' i Broney Darosalama''' (amin' ny [[fiteny maley]]: ''Kesultanan Brunei'') dia firenena ao amin' ny tapany avaratry ny nosy [[Bôrneô]], ao [[Azia Atsimo-Atsinanana]]. Itambarany amin' i [[Malezia|Malaizia]] sy i [[Indônezia]] io nosy io. Hodidinin' ny tapany atsimon' ny [[Ranomasin' i Sina]] izy sady voafefin' ny fanjakan' i Sarawak any Malezia. Ny soltana Hassanal Bolkiah no nitondra azy nanomboka tamin' ny taona 1968. Protektôrata britanika taloha izy. Isan' ny mpikambana dimy manana ny fiandrianany manokana ao amin' ny [[Commonwealth ny firenena mahaleotena|Commowealth]] izy. Ny renivohiny dia i [[Bandar Seri Begawan]], izay tanàna lehibe indrindra ao. Mirefy 5&nbsp;765 km<sup>2</sup> ny velarantaniny ary miisa 108&nbsp;786 ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny 2011. Ny faritr'ora dia +8.
 
== Jereo koa ==
'''<big>Firenena ao Azia:</big>'''
 
[[Afganistàna]] - [[Arabia Saodita]] - [[Armenia]] - [[Azerbaijàna]] - [[Bangladesy]] - [[Bareina]] - [[Botàna]] - [[Broney]] - [[Emirata Arabo Mitambatra]] - [[Filipina]] - [[Iemena]] - [[India]] - [[Indônezia]] - [[Iràka]] - [[Iràna]] - [[Israely]] - [[Japàna]] - [[Jôrdania]] - [[Kambôdia]] - [[Katara]] - [[Kazakstàna]] - [[Kirgizistàna]] - [[Kôety]] - [[Kôrea Atsimo]] - [[Kôrea Avaratra]] - [[Laôsy]] - [[Libàna]] - [[Maldiva]] - [[Malezia]] - [[Mianmara]] - [[Môngôlia]] - [[Nepaly]] - [[Ômàna]] - [[Ozbekistàna]] - [[Pakistàna]] - [[Palestina (fanjakana)]] - [[Rosia]] - [[Sina]] - [[Singaporo]] - [[Siria]] - [[Srilanka]] - [[Tailandy]] - [[Taioàna]] - [[Tajikistàna]] - [[Torkia]] - [[Torkmenistàna]] - [[Vietnamy]].