Trondro: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|biby}}
[[Sary:Cyprinus carpio.jpg|vignette|Trondro|270x270px]]
Ny '''trondro''' dia karazana [[hazandrano]] rakotra kira, ary ny fivoy no hihetsehany ao anaty [[rano]]. Misy ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina.
 
"Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano: vombony iray ao an-damosiny, fivoy milaha-droa eo ambany tratrany sy ambany kibony, fivoy iray indray ao am-poto-kibony, ary ny rambony, izay mikapoka miankavia sy miankavanana rehefa mitsoriaka izy; misy karazany roa ny trondro: ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina; manatody ny trondro amin' ny fararano, izay foy amin' ny voalohandohan' ny ririnina. Anisan' ny tsara sy matsiro ny trondro; laokandrano, laoka"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Trondro" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Editions Ambozontany, Analamahitsy, Antananarivo, 2003</small></ref>.
 
== Loharano sy fanamarihana ==
[[sokajy:biby]]