Fiteny tagalaoga: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-6:
}}
 
Ny '''fiteny tagalaoga''' dia fiteny iray tenenina any amin' ny tapany avaratr’ i [[Filipina]], ao amin’nyamin’ ny faritra manodidon’manodidna ny renivohitr’ i Filipina, [[Manila]],ao amin' ny [[Fianakaviam-piteny aostrôneziana|fianakaviam-piteny aostrônezianina]]. Io fiteny io dia fiteny niavian’nyniavian’ ny [[fiteny filipinofilipinô]], tenyizay ofisialin’[[Fiteny ôfisialy|fiteny ôfisiali]]<nowiki/>n’ i Filipina. Olona roapolo20 tapitrisa eo ho eo no nibe tamin’iotamin’ io fiteny io ary ny isa manontolon’ ny olona miteny tagalaoga (arysy filipino) dia misy eo amin’ ny sivipolo90 tapitrisa eo ho eo.
 
Ny fiteny filipino dia fiteny ao amin’ ny vondrom-piteny aostronezianinaaostrônezianina izay vondrom-piteny misy ny [[fiteny malay-indônezianina]] ary [[fiteny malagasy]]. Ny fiteny tagalaoga no anisan' ny [[fiteny aostrônezianina]] be mpiteny indrindra, aorian' ny fiteny malay-indônezianina sy ny [[fiteny javaney]].
 
Anisan' ny vokatryVokatry ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona, dia betsaka ireo voanteny tagalaoga avy amin' ny [[Fiteny espaniola|fiteny espaniôla]].
Ny fiteny tagalaoga no anisan' ny [[fiteny aostrônezianina]] be mpiteny indrindra, aorian' ny fiteny malay-indônezianina ary ny fiteny javaney.
 
Anisan' ny vokatry ny fanjanahan-tany espaniôla nandritry ny telonjato taona, dia betsaka ireo voanteny tagalaoga avy amin' ny [[Fiteny espaniola|fiteny espaniôla]].
 
[[sokajy:fiteny]]