Letônia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
[[sary:Flag of Latvia.svg|thumb|Sainan' i Letônia|332x332px]]I '''Letônia''' na '''Latvia na Repoblikan' i Letônia''' na '''Repoblikan' i Latvia''' dia firenena ao [[Eoropa|Eorôpa]].
[[sary:EU-Latvia.svg|thumb|200px|Saritanin'i Letônia]]
 
I '''Letônia''' na '''Latvia na Repoblikan' i Letônia''' na '''Repoblikan' i Latvia''' dia firenena ao [[Eoropa|Eorôpa]].
Ny renivohiny dia i [[Riga]]. Ny tanàna lehibe indrindra dia ny renivohiny. Mirefy 64&nbsp;589&nbsp;km<sup>2</sup> ny velaran-taniny ary 2&nbsp;013&nbsp;400 ny isan' ny mponiny araka ny fanisana natao tamin' ny taona 2013. Ny faritr'ora dia +2. Isan' ireo atao hoe [[Firenena Balta]] na Fanjakana Baltika ao [[Eorôpa Avaratra]] i Letônia. Mamaritra azy avy ao avaratra ny Helodranon' i Riga, izay sampan' ny [[Ranomasina Baltika]], sy i [[Estônia]], ao atsinanana i [[Rosia]], ao atsimo i [[Bielôrosia]] sy i [[Litoania]], ary ao andrefana ny Ranomasina Baltika.
[[Sary:Carte de Lettonie.png|vignette|352x352px|Sarintanin' i Letônia]]
 
Ansan' ireo Repoblika Sôsialista Sôvietika i Letônia nefa nahazo ny fahaleovan-tenany avy tamin' ny [[Firaisana Sôvietika]] tamin' ny taona 1991.[[sary:EU-Latvia.svg|thumb|200px|Sarintanin' i Letônia]]
 
== Jereo koa ==