Dobo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
== Teny malagasy ==
=== Famaritana ===
Ny ''dobo'' dia "lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitan-tanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Dobo" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>.
 
Ny ''kamory'' kosa dia "rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo"<ref><small>Rajemisa-Raolison Régis, "Kamory" ao amin' ny ''Rakibolana malagasy'', Ambozontany. Antananarivo, 1985.</small></ref>. Azo faritana ho "velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory" koa ny kamory<ref><small>Service de la Logistique Pédagogique, "Kamory" ao amin' ny ''Voambolana malagasy-malagasy (frantsay),'' Ministère de l'Enseignement Secondaire et de l'éducation de Base, Antananarivo.1986.</small></ref>.
 
=== Teny mitovitovy hevitra ===
Andalana faha-14:
 
== Jereo koa ==
=== '''Ranomasira ==='''
 
=== Ranomasira ===
 
* [[Ranomasina]]
* [[Hoala]]
* [[Helodrano]]
* [[Andilan-dranomasina]]
=== '''Ranovory ==='''
 
=== Ranovory ===
 
* [[Farihy]]
* [[Dobo]]
Ligne 29 ⟶ 25 :
* [[Honahona]]
* [[Riakasia]]
=== '''Ranomandeha ==='''
 
=== Ranomandeha ===
 
* [[Renirano]]
* [[Ony]]