Faritra Baltika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:MerBaltic BaltiqueSea map.png|vignette|256x256px321x321px|Ny Ranomasina Baltika sy ireo firenena manodidina azy]]
Ny '''Faritra Baltika''' na '''Firenena Baltika''' na '''Firenena Balta''' dia fitambarana firenena maro amin' ny faritra manodidina ny [[Ranomasina Baltika]].
 
Andalana faha-6:
 
* ireo firenena izay manana morontsiraka manamorona ny [[Ranomasina Baltika]], dia i [[Danemarka]], i [[Estônia]], i [[Letônia]], i [[Finlandy]], i [[Alemaina]], i [[Litoania]], i [[Pôlônia]], i [[Rosia]] ary i [[Soeda]];
* ireo firenena antsoina ankehitriny hoe "[[Firenena Balta]]" na "[[Firenena Baltika]]", dia i [[Estônia]], i [[Letônia]], i [[Litoania]], ary indraindray ny Ôblastan' i Kaliningrad (any [[Rosia]]);
* i Prosia Atsinanana ara-tantara sy ireo tany ara-tantaran' i Lovônia, i Courland, i Estônia (Estônia soedoà sy Estônia rosiana);
* ny faritany baltan' ny [[Empira Rosiana]]: i Estônia sy i Letônia ary i Litoania amin' izao fotoana izao, afa-tsy ny faritra alemàna manodidina an' i Memel.[[Sary:Mer Baltique.png|vignette|226x226px|Ranomasina Baltika]]
 
== Jereo koa ==