Nôa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
[[Sary:Edward Hicks, American - Noah's Ark - Google Art Project.jpg|vignette|214x214px|''Ny Sambofiaran'i Noa'', nataon'i Edward Hicks, taona 1846.]]Araka ny [[Bokin'ny Genesisy|Bokin' ny Genesisy]] ao amin' ny Baiboly dia nanamboatra [[Sambofiaran'i Noa|sambofiara]] izay nitondra azy mianakavy sy ireo biby nasain' Andriamanitra nentiny i Nôa ka ireo no nitaranaka nameno ny tany indray taorian' ny [[safodrano]]. I Nôa no razamben' ny olombelona rehetra tamin' ny alalan' ireo vinantovaviny sy ireo zanany telolahy dia i [[Sema]] sy i [[Hama]] (na Kama) ary i [[Jafeta]].
 
==== Ny fanozonana an' i Hama ====
[[Sary:Nuremberg chronicles - f 15v.png|vignette|''Ny fahamamoan'i Noa'']]
Indray andro dia mamon-divay i Nôa ka hitan' i Hama ny fitanjahany nefa tsy nanao afa-tsy ny nilaza izany tamin' ireo rahalahiny izy ka ireto no nampitafy an-drain' izy ireo. Rehefa nisava ny hamamoan' i Nôa dia nanozona izy ka nanambara fa ho andevon' i Sema sy i Jafeta i [[Kanaana (zanak'i Hama)|Kanaana]] zanak' i Hama.