Lalàn' i Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Tables22.jpg|vignette|Ny Vatofisaka mirakitra ny Lalàna, ampahan-tsary ao amin' ny ''Menorah de la Knesset'', nataon' i Benno Elkan, any Jérusalem.]]
Ny '''lalàn' i Mosesy''' na '''lalàn' i Môizy''', izay hafohezina indraindray amin' ny hoe '''Lalàna''', dia fitambaran' ny fitsipika sy fampianaraha tokony harahina nomen' Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|vahoakan' i Israely]] tamin' ny alalan' i [[Mosesy]] (na Môizy), izay voasoratra ao amin' ny [[Torah]] (na [[Pentateoka]]).
 
Atao hoe תֹּורַת מֹשֶׁה / ''Torat Moshé'', izany amin' ny teny hebreo fa Nόμος Μωυσῆ / ''Nómos Mōusē'' kosa amin' ny [[Fiteny grika|teny grika]] (ao amin' ny [[Septoajinta]])
 
Ny lalàn' i Mosesy dia nomen' i [[Iahveh]] ny Israelita, araka ny [[Bokin'ny Eksodosy|Bokin' ny Eksôdôsy]] na Eksaody (Eks. 19.5-6). Ny lalàn' i Mosesy dia miantso ho amin' ny firahalahiana eo amin' ny samy Israelita (na samy [[Jiosy]]) izay mitandrina ny lalàna. Mametraka ny fototry ny kolontsaina jiosy taloha izay manome lanja ny samy Jiosy izany.