Lalàn' i Mosesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Lalàn'i Mosesy ho Lalàn' i Mosesy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''lalàn' i Mosesy''' na '''lalàn' i Môizy''', izay hafohezina indraindray amin' ny hoe '''Lalàna''', dia fitambaran' ny fitsipika sy fampianaraha tokony harahina nomen' Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|vahoakan' i Israely]] tamin' ny alalan' i [[Mosesy]] (na Môizy), izay voadoratravoasoratra ao amin' ny [[Torah]] (na [[Pentateoka]]).
 
Ny lalàn' i Mosesy dia nomen' i [[Iahveh]] ny Israelita, araka ny [[Bokin'ny Eksodosy|Bokin' ny EksodosyEksôdôsy]] na Eksaody (Eks. 19.5-6). Ny lalàn' i Mosesy dia miantso ho amin' ny firahalahiana eo amin' ny samy Israelita (na samy [[Jiosy]]) izay mitandrina ny lalàna. Mametraka ny fototry ny kolontsaina jiosy taloha izay manome lanja ny samy Jiosy izany.
 
== Jereo koa ==