Vôdo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
Ny fivavahana vôdo dia miompana amin' ny fanompoam-pivavahana atao amin' ny zanahary na [[fanahy]] izay miseho amin' ny alalan' ny hery avy ivelan' ny zavaboary. Ireo fanahy ireo dia manapaka ny hoavin' ny olombelona sady mpanelanelana eo amin' ny olombelona sy ny Andriamanitra fara tampony. Ireo fanahy ireo dia mety ho [[razana]] lasa zanahary.
[[Sary:Skulls at Akodessawa Fetish Market 2008.jpg|vignette|Karandoham-biby sy zavatra hafa hampiasaina amin' ny fivavahana vôdo]]
Ny finoana vôdo dia niampita ny [[Ranomasimbe Atlantika]] nanomboka tamin' ny taonjato faha-16 tamin' ny alalan' ireo andevo maity hoditra, ka nandroso indrindra tao amin' ny faritra [[Karaiba]], tao [[Haitỳ|Haity]] ary tany [[Brezily]], izay mbola ahitana azy mandraka ankehitriny. Vetivety dia lasa sehatra nanoherana ny fanandevozana sy ny fanjanahan-tany ny vôdo. Ny fivavahana vôdo dia notanterahina miafina. Nanoherana ny fanerena hanaraka ny fiteny sy ny fanao ary ny fivavahan' ny [[Fotsy hoditra]] izay nanao izay hahadoana ny maha izy azy ny [[Mainty hoditra]].
 
Ny 17 %n' ny mponina ao [[Benîno]] dia manaraka ny fivavahana vôdo, izany hoe 1,6 tapitrisa; fivavaham-panjakana ny vôdo ao BenîoBenîno. Ny maro amin' ireo milaza ny tenany ho Krisriana[[Kristianisma|Kristiana]] (41,5 %) koa dia mpampifangaro ny fivavahana kristiana amin' ny vôdo. Ao [[Tôgô]] dia ny antasaky ny mponina no manatraka fivavahana teratany, ka ny be mpanaraka indrindra dia ny vôdo, izay ahitana mpino miisa 2,5 tapitrisa. Amin' ireo vahoaka Eoe any [[Ganà]] dia manodidina ny iray tapitrisa koa ny mpanaraka ny vôdo (13 %n' ny mponina any Ganà, izany hoe 38 %n' ny Ganeana manaraka ny fivavahan-drazana). Any amin' ny 14 tapitrisa no manaraka ny vôdo any [[Nizeria]], ka ny ankamaroany dia ireo Iôroba izy manaraka koa fivavahana Ifá. Any Haity dia ny 80%n'ny mponina no manaraka ny vôdo izay mapifangaeo azy amin' ny fivavahana kristiana matetika.
 
== Finoany ==
[[Sary:Statue of Ogun shrine at the Sacred Grove Of Oshun.jpg|vignette|173x173px|Sarivongana maneho an' i Ogun]]
Tany am-piandohany dia mino ny fisian' ny [[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra tokana]] fara tampony mpamorona atao hoe ''Mbamawu'' sy fanahy (''lwa'' na ''loa'') maro hafa ny fivavahana vôdo, nefa nisy fiovana miandalana izany rehefa tany an-dafin' i [[Ranomasimbe Atlantika|Atlantika]]. Lasa nanana toera vaovao ireo fanahy ireo, izay miisa anarivony, taty aoriana. Misy amin' izy ireo ny tsara fa misy koa ny ratsy. Taty aoriana koa dia nampiditra fomba avy amin' ny [[Katôlisisma|fivavahana katôlika]] koa ny vôdo, ka isan' izany ny fampitoviana ny fanahy sasany amin' ireo olomasina kristiana, ny fampidirana [[sakramenta]] toy ny [[batemy]] (na batisa). Tafiditra koa ny fampiasana jiro sy lakolisylakolosy ary [[Lakroa|lakroà]]. Avy amin' ny [[fivavahan-drazana afrikana]] kosa ny dihy sy ny amponga ary ny [[fivavahana amin' ny razana]].
 
Anisan' ireo fanahy inoana ao amin' ny vôdo:
Andalana faha-25:
* ireo Gédé maro (fanahy ho an' ny fahafatesana sy ny fahavokarana, tarihin' ireo Baron (Baron Samedi, Baron La Croix, Baron Cimetière, Baron Kriminel), sy i Maman Brigitte).
 
Miely dia miely any [[Tahiti|Tahity]] ny fivavahana vôdo izay manome toerana lehibe ny ombiasa izay inoana fa manana fahefana lehibe, inoana fa afaka manova ny olona ho lolovokatra ([[Fiteny kreôly haisianina|kreôly haisiana]]: ''zonbi'') tsy manan-tsafidy maokana fa baikoina.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Fivavahana]]: [[Fivavahan-drazana]] - [[Fivavahana amin' ny razana]] - [[Fivavahan-drazana afrikana]] - [[Sinkretisma]] - [[Animisma]] - [[Pôliteisma]]
* [[Fivavahan-drazana]]
* [[Fivavahana ao Benîno]] - [[Fivavahana ao Haity]] - [[Fivavahana ao Brezily]] - [[Fivavahana ao Ganà]] - [[Fivavahana ao Nizerià]] - [[Fivavahana ao Tahity]], [[Fivavahana ao Tôgô]] - [[Fivavahana aty Afrika]]
* [[Fivavahana amin' ny razana]]
* [[Fivavahan-drazana afrikana]]
* [[Sinkretisma]]
* [[Animisma]]
* [[Pôliteisma]]