Kaôdaisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Cao Dai temple (Vietnam).jpg|vignette|Fanompoam-pivavahana ao amin' ny tempoly kaôdaista any Vietnamy|356x356px]]
[[Sary:Cao Dai Temple Tay Ninh.JPG|vignette|Tempoly kaôdaista ao de Tây Ninh any Vietnamy]]
Ny '''kaôdaisma''' dia [[fivavahana]] [[Sinkretisma|mifangaro]] mino ny fisian' ny Andriamanitra tokana, niforona tamin' ny taona 1921 sady najoron' i Ngô Văn Chiêu (1878 -1932) mpiasam-panjakana vietnamiana, tany Cochinchina (tapany atsimon' i [[Vietinamy]] ankehitriny) tamin' ny taona 1925. Nilaza ho nihaoa tamin' ny fanahy i Ngô Văn Chiêu. Ity fanahy ity dia nianitso ny tenany hoe ''AĂÂ'' (anarana foronin' ny litera telo voalohany ao amin' ny [[abidy vietnamiana]]), avy eo ''Cao Dai Tien Ong''. (ny hoe ''Cao Dai'' dia midika hoe "Zanahary fara tampony") ka nandidy an' i Ngô Van Chiêu mba hamorona ny kaôdaisma. Naniry ny hifantoka amin' ny fiainana ara-panahy i Ngô Văn Chiêu fa tsy amin' ny pôlitika.
Andalana faha-5:
Ny mpino ao amin' io fivavahana io dia manatateraka [[vavaka]], [[Fivavahana amin' ny razana|manompo ny razana]], tsy tia herisetra, ary mihinana zavamaniry, ka ny tanjona dia ny firaisana amin' Andriamanitra sy fahafahana amin' ny ''saṃsāra'' (fifindrafindran' ny [[Fanahin' ny vatana|fanahy]] avy amin' ny zava-manana aina iray mankamin' ny zava-manana aina hafa aorian' ny [[fahafatesana]]).
 
Ny mpitarika fara tampony ny kaôdaisma (''Giáo Tông'' "papa") dia i Lê Văn Trung (1876 - 1934). Tamin' ny taona 1926 no naneken' ny fanjakana mpajana-tanin' i Indôsina Frantsay an' ity fivazahanafivavahana ity. Misy mpino miisa 5 tapitrisa izy tamn' ny fianfohan' ny taonjato faha-21.
 
== Jereo koa ==