Bodisma mahaiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Jiuhuashan bodhisattva detail.jpg|vignette|234x234px]]
Ny '''mahaiana''' na '''bodisma mahaiana''' dia endriky ny [[bodisma]] izay niseho tamin' ny fiandohan' ny andro kristiana tao amin' ny Empira Kosana sy tao avaratr' i [[India]] izay nielezany haingana tany Trim sy tany [[Sina]], alohan' ny hielezany tamin' ny faritra hafa any amin' ny Farany-[[Atsinanana Indrindra]]. Anisan' ny sekolin' ny mahaiana ny ''Madhyamaka'', ny ''Chittamatra'', ny ''Chán'' (''Son'' any Kôrea, ''Zen'' any [[Japàna]]), ny ''Jìngtǔ'' ("Tany madio"), ary ny bodisman' i Nichiren.
 
Ny mahaiana no firehana bodista be mpanaraka indrindra ankehitriny (53&nbsp;%n' ny Bodista any [[Azia Atsinanana]] ary 6&nbsp;% ny [[Bodisma vajraiana|Vajraiana]]), raha 36&nbsp;% ny Teravada (tamin' ny taona 2010)<ref><small>Johnson, Todd M.; Grim, Brian J. (2013). ''The World's Religions in Figures: An Introduction to International Religious Demography'' (PDF). Hoboken, NJ: Wiley-Blackwell. p. 36. Archived from the original (PDF) on 20 October 2013. Retrieved 2 September 2013.</small> </ref>.
 
== Jereo koa ==