Bodisma hinaiana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''hinaiana''' na '''bodisma hinaiana''' dia endrika tranain' ny [[bodisma]] ivondronan' ny firehana na sekoly maro, izay manome lanja bebe kokoa ny fampiharana sy ny fanafahana ny isam-batan' olona fa tsy fanafahana ny zavatra na ny olona rehetra, ka ny sisa amin' ireo firehena na sekoly ireo dia ny [[Bodisma teravada|teravada]]. Miisa valo ambin' ny folo ireo sekoly taloha ireo nefa ny iray ihany no sisa ankehitriny, dia ny [[bodisma teravada]]. Ny bodisma teravada dia manjaka ao [[Azia Atsimo]] sy [[Azia Atsimo-Atsinanana]] ([[Sri Lanka|Srilanka]], [[Tailandy]], [[Kambodia|Kambôdia]], [[Myanmara|Birmania]], [[Laôsy]], faritra sasany ao [[Vietnamy]]), ny Sinoa ao [[Indônezia]] sy ao [[Malezia]] ary ny foko ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' i [[Sina]]. Vao tsy ela akory ny niorenany tao Andrefany raha mitaha amin' ny firehana ''zen'' na [[Bodisma vajraiana|vajraiana]].
 
== Jereo koa ==