Wikipedia:Copyrights: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
</center>
----
* Aloha ny manampy pejy (na votoatin'ny pejin-tranonkala) eto amin'ny wikipedia, jereo raha mety afaka atao amin'ny lisansa ny Wikipedia izy io. raha mampiasa ny voatotin'i Wikipedia ianao, tsy maintsy ataonao arak-izay tenen'ny lisansa ianao.
 
La philosophie du « libre » étant au cœur du projet, nous sommes particulièrement attachés aux possibilités de redistribuer le plus librement possible la plus grande partie possible du contenu de Wikipédia, de sorte que les documents originaux publiés dans cet esprit soient toujours préférés à ceux placés sous une licence non libre.
* Rehefa mitahiry lahatsoratra ianao eto amin'ny wikipedia, lasa mihitra amin'ny tarigetra ny wikipedia ny lahatsoratranao : manao fototra nà ''information'' manana ny endrika ny [[firaketana]]. Ka tsy maintsy manaja ny ''droit d'auteur'' ({{w|copyright}}) ny zavatra ataonao (ra ohatra ka mangala-tahaka avy amin'ny tranonkala afa non'i Wikipedia ianao) ; amin'izay ny Wikipedia lasa « fireketana malalaka ».
 
Cette page présente les traits majeurs du statut juridique des contenus (licence) et leurs conséquences pratiques. En cas d'infraction supposée, voyez Soupçon de texte protégé.
Eo ampivoan'ity tetikasa ity ny fiheritreretana hoe ''malalaka'', ary mba atao izay mba hafahana hizarazara ny voatotin'i Wikipedia am-pahalalàna, mba hazoazon'olona ny lahatsoratra manana lisansa malalaka non'ny lahatsoratra tsy misy lisansa malalaka.
 
 
Mampiseho ny endrika ara-pahamarinana ny voatotiny (lisansa) sy ny vokatra ara-piasàna.
* Alohan'ny hampidirana votoatiny eto amin'i Wikipedia dia mila fantarina tsara tsy mifanohitra amin'ny lisansa ampiasaina eto ny lisansan'ilay lahatsoratra. Raha mampiasa ny votoatin'i Wikipedia ianao dia tsy maintsy manao izany araka ny fepetra napetraky ny lisansa miasa eto.
* Rehefa mandefa lahatsoratra eto amin'i Wikipedia ianao tonga dia mitondra avy hatrany ny lisansa CC-By-SA 3.0 mandrakariva ilay lahatsoratra navoakanao.
 
Ny tanjon'ny Wikipedia dia ny hamorona loharanom-pahaizana amin'ny alalan'ny raki-pahalalana. Ity famoahana ity dia tsy maintsy atao amim-panajana ireo fepetra ara-dalàna ary indrindra ny fanajana ny zon'ny mpamorona; antoka lehibe izany mba hijanonan'ny asantsika eto sady ho voaaro amin'ny loza ara-dalàna ary sady mifanaraka amin'ny fikasany ho "raki-pahalalana malalaka".
 
== Ny satan'i Wikipedia momba ny zom-pamorona ==