34 918
modifications
kAucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
[[Sary:Brassica nigra feuilles.JPG|vignette|295x295px|Sinapy mainty]]
Ny '''sinapy mainty''', izay atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe '''''Brassica nigra''''' na '''''Sinapis nigra''''', dia [[zavamaniry]] maniry isan-taona, ao amin' ny fianakavian' ny ''[[Brassicaceae]]'', volena hahazoana ny voany izay ampiasaina mba hanamanitra sy hanatsata tsiro ny nahandro. Misy lailainy toa tsilo ny tahobeny ambany. Mety mafatrara 1 m na mihoatra izy rehefa lehibe. Amin' ny voana Avrily hatramin' ny Oktobra izy no mamony. Mirefy 1 hatramin' ny 3 mm eo ny savaivon' ny voany. Rehefa masaka ny voany dia miloko volontakatra manopy mainty sady manana tsiro mafana toy ny an' ny [[Sakay (zavamaniry)|sakay]].
== Jereo koa ==
|
modifications