Tsimparifary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Echinochloa crus-galli 2006.08.27 15.00.29-p8270054.jpg|vignette|292x292px|Tsimparifary ''Echinochloa'']]
Ny '''tsimparifary''' dia karazan' ahitra izay matetika miara-maniry amin' ny [[vary]]. Misy karazany maro ireo ahitra ataon' ny Malagasy hoe "tsimparifary", dia ireo atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe ''[[Echinochloa]]'' sy ''[[Panicum]]'' sy ''[[Sacciolepis]]'' ary ''[[Zizania]]''. izay samy ao amin' ny fianakavian-javamaniry ''[[Poaceae]]''.
 
Ireto ny anarana ahalalana azy ireo amin' ny teny malagasy: ''ahibary, ahibava, ahidrano, ahilava, famoa, fantaka, farimanga, karanga, osaosa, sarivary, songolo, tsimparifarifotsy, tsimparifarimanga, tsimparifarimanja, tsimparifarimena, tsimparifary, tsiparifary, veromena, verotsang''a.