Tsimparifary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-28:
 
* ''Sacciolepis africana'' C.E. Hubb. & Snowden (''Poaceae'') (tsimparifary, tsiparifary).
 
=== Ny tsimparifary ''Zizania'' ===
Ny ''[[Zizania]]'' dia ahitra ao amin' ny fianakavian' ny ''[[Poaceae]]'' izay fahita any [[Amerika Avaratra]] sy any [[Azia Atsinanana]]. Maniry an-drano ny Zizania, maniry isan-taona na mandavan-taona. Mahatratra 1 hatramin' ny 3 m ny haavony. Ao amin' ny [[Baiboly amin' ny teny malagasy]] izy dia nadika hoe ''[[tsimparifary]]''<ref><small>"Fa raha natory ny olona, dia avy ny fahavalony ka namafy voan-tsimparifary teny amin' ny vary, dia lasa nandeha", Mat 13.25, ''[[Ny Baiboly]]''</small></ref> io teny io, ao amin' ny lahatsoratra misy fanoharana ny amin' ny mpamafy korontana sy fisamatsamahana.
 
== Loteratiora ==