Andriamanibavy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
vanimpotoana
Marika: Révoqué Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Praxidicae (dinika | fandraisan'anjara)
k Voafafa ny fanovana ny 102.23.96.20 (Dinika); voaverina amin'ny votoatiny teo aloha nataon'i Thelezifor
Marika: Révocation
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Isis.svg|vignette|399x399px|Ny andriamanibavy egiptiana Isisy.]]
Ny '''andriamanibavy''' dia [[Andriamanitra (ankapobeny)|andriamanitra]] inoana fa tsy lahy fa vavy. Matetika dia mifandray amin' ny hatsaran-tarehy, amin' ny fitiavana, amin' ny maha reny ary amin' ny fahavokarana ny andriamanibavy (toy ny andriamanibavy reny izay nivavahan' ny vahoaka sasany tamin' ny[https://wapexclusive.com.ng/danagog-perfect-ft-davido-mayorkun-peruzzi/ vanimpotoana] talohan' ny tantara). Indraindray koa anefa dia ampifandraisina amin' ny resaka ady ara-tafika sy amin' ny famoronana ary amin' ny fahafatesana ny andriamanibavy. Ao amin' ireo fivavahana mivavavaka amin' andriamanitra maro ([[Pôliteisma|pôliteista]]) dia maro ireo andriamanibavy sy ny andriamanidahy ivavahana, izay heverina fa fisiana miavaka sy misaraka amin' izy samy izy. Ireo andriamanitra ireo dia mivondrona anaty [[panteôna]] na miahy fari-tany samihafa. Indraindray dia sady lahy no vavy ny andriamanibavy iray. Ny fivavahan' ny [[Ejipta tamin' ny Andro Taloha|Egiptiana taloha]], ny fivavahan' ny [[Mesôpôtamia|Mesôpôtamiana]], ny fivavahan' ny [[Kanaanita]], ny fivavahan' ny Grika taloha, ny fivavahan' ny Rômana taloha, ny [[hindoisma]], ny [[taôisma]], ny [[sintôisma]], ny fivavahana seltika taloha, ny fivavahana jermaika taloha, ny [[gnôstisisma]], ny [[fivavahana vikà]], sy ny maro hafa koa, dia mino ny fisian' ny andriamanibavy.