Tsimparifary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-2:
Ny '''tsimparifary''' dia karazan' ahitra izay matetika miara-maniry amin' ny [[vary]]. Misy karazany maro ireo ahitra araon'ny Malagasy hoe "tsimparifary", dia ireo atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe ''Echinochloa'' sy ''Panicum'' sy ary ''Sacciolepis''.
 
Ireto ny anarana ahalalana azy ireo amin' ny teny malagasy: ''ahibary, ahibava, ahidrano, ahilava, famoa, fantaka, farimanga, karanga, osaosa, sarivary, songolo, tsimparifarifotsy, tsimparifarimanga, tsimparifarimanja, tsimparifarimena, tsimparifary, tsiparifary, veromena, verotsang''a.
== Ny tsimparifary ''Echinochloa'' ==
 
== Ireo zavamaniry atao amin' ny teny malagasy hoe ''tsimparifary'' ==
 
=== Ny tsimparifary ''Echinochloa'' ===
Amin' ireo faritra manana [[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-jana-pahin-tany]] sy [[Toetany antonony|antonony]] mafana no misy azy. Misy karazany 30 hatramin' ny 40 ny tsimparifary. Maniry isan-taona na mandavan-taona, arakaraka ny karazany, ny tsimparifary. Mitsangana na miondika ny fanirin' ny tahony izay mety mahatratra 3,6 m.
 
Ligne 10 ⟶ 14 :
* ''Echinochloa pyramidalis'' (Lam.) Hitchc. & Chase (''Poaceae'') (ahibava, ahidrano, ahilava, karanga, sarivary, songolo, tsimparifarimanja, tsimparifary);
 
=== Ny tsimparifary ''Panicum'' ===
[[Sary:Panicum maximum.jpg|vignette|''Panicum maximum'']]
Ny ''Panicum'' dia zavamaniry ao amin' ny fianakavian' ny ''Poaceae'', izay ahitana karazana miisa 370 maniry amin' ny faritra manana [[toetany]] [[Toetany antonony|antonony]] na [[toetanin-jana-pehin-tany]] na ambanin-jana-pahin-tany. Mety manitry isan-taona na mandavan-taona izy, eo anelanelan' ny 20 hatramin' ny 400 sm ny haavony. Volena ho fihinam-boa na ho hanin' ny biby ny karazany sasany. Ny maro aminy dia ahi-dratsy ho an' ny fambolena.
 
Ligne 16 ⟶ 21 :
* ''Panicum maximum'' Jacq. (''Poaceae'') (famoa, fantaka, tsimparefare, tsimparifary, tsiparefare, veromena, verotsanga);
 
=== Ny tsimparifary ''Sacciolepis'' ===
Ity ny karazana misy eto [[Madagasikara]]:
 
* ''Sacciolepis africana'' C.E. Hubb. & Snowden (''Poaceae'') (tsimparifary, tsiparifary).
 
== Tsimparifary ao amin' ny Baiboly ==