Tsimparifary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Zavamaniry
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Echinochloa crus-galli 2006.08.27 15.00.29-p8270054.jpg|vignette|292x292px|Tsimparifary ''Echinochloa'']]
Ny '''tsimparifary''' dia karazan' ahitra izay matetika miara-maniry amin' ny [[vary]]. Misy karazany maro ireo ahitra araon'ny Malagasy hoe "tsimparifary", dia ireo atao amin' ny anarana ara-tsiansa hoe ''Echinochloa'' sy ''Panicum'' sy ary ''Sacciolepis''.

== Ny tsimparifary ''Echinochloa'' ==
Amin' ireo faritra manana [[Toetanin-jana-pehin-tany|toetanin-jana-pahin-tany]] sy [[Toetany antonony|antonony]] mafana no misy azy. Misy karazany 30 hatramin' ny 40 ny tsimparifary. Maniry isan-taona na mandavan-taona, arakaraka ny karazany, ny tsimparifary. Mitsangana na miondika ny fanirin' ny tahony izay mety mahatratra 3,6 m. Atao hoe ''Echinochloa'' ny anarany ara-tsiansa.
 
Ireto ny karazana misy eto [[Madagasikara]]:
* ''Echinochloa stagnina'' (Retz.) P. Beauv. (''Poaceae'') (ahibary, ahidrano, farimanga, karanga, tsimparifarimanga, tsimparifarimena, tsimparifary);
* ''Echinochloa crus-galli'' (L.) P. Beauv. ''Poaceae'') (ahibary, ahidrano, karanga, osaosa, tsimparifarifotsy, tsimparifary);
* ''Echinochloa pyramidalis'' (Lam.) Hitchc. & Chase . (''Poaceae'') (ahibava, ahidrano, ahilava, karanga, sarivary, songolo, tsimparifarimanja, tsimparifary);
 
== Ny tsimparifary ''Panicum'' ==
Ny ''Panicum'' dia zavamaniry ao amin' ny fianakavian' ny ''Poaceae'', izay ahitana karazana miisa 370 maniry amin' ny faritra manana [[toetany]] [[Toetany antonony|antonony]] na [[toetanin-jana-pehin-tany]] na ambanin-jana-pahin-tany. Mety manitry isan-taona na mandavan-taona izy, eo anelanelan' ny 20 hatramin' ny 400 sm ny haavony. Volena ho fihinam-boa na ho hanin' ny biby ny karazany sasany. Ny maro aminy dia ahi-dratsy ho an' ny fambolena.
 
Iry no karazana fantatra indrindra eto [[Madagasikara]]:
* ''Panicum maximum'' Jacq. (''Poaceae'') (famoa, fantaka, tsimparefare, tsimparifary, tsiparefare, veromena, verotsanga);
 
== Ny tsimparifary ''Sacciolepis'' ==
Ity ny karazana misy eto [[Madagasikara]]:
 
* ''EchinochloaSacciolepis stagninaafricana'' (RetzC.) PE. BeauvHubb. & Snowden (''Poaceae'') (tsimparifary, tsiparifary).
* ''Echinochloa crus-galli'' (L.) P. Beauv. ''Poaceae'')
* ''Echinochloa pyramidalis'' (Lam.) Hitchc. & Chase . (''Poaceae'')
* ''Panicum maximum'' Jacq. (''Poaceae'')
* ''Sacciolepis africana'' C.E. Hubb. & Snowden (''Poaceae'').