Epistily faharoa nosoratan' i Joany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''Epistily faharoa nosoratan'i Jaona''' na '''Epistola faharoa nosoratan'i Joany''' na '''Taratasy faharoa nosoratan'i Joany''' dia boky ao amin'ny [[Baiboly]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] izay isan'ireo atao hoe epistily. Atao hoe [[Epistily katolika]] io epistily io noho izy tsy natokana ho ana fiangonana iray fa ho an'ny fiangonana sy ny olona rehetra. Ny Epistily faharoan'i Joany dia soratra fohy indrindra ao amin'ny Baiboly kristiana, tsy misy afa-tsy toko iray misy andininy 13 ny ao amin'io epistily io. Tokony ho teo anelanelan'ny taona 90 sy 110 no nanoratana azy.
 
== Ny anaran'ny boky ==