Filazantsara araka an' i Marka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Asehon' ny mpanoratra koa fa ny fahagagana nataon' i Jesoa dia tsy nataony hitadiavany laza: Fantatr' i Jesoa fa tsy maintsy hijaly izy. Izany no nahatonga ny mpanoratra haneho ny fiainan' i Jesoa ho toy ny fiomanany amin' ny hahafatesany. Imbetsaka i Jesoa no manambara mialoha ny hijaliany sy ny hahafatesany. Amin' ny mpanoratra dia vaovao tsara izany fahafatesany izany satria heveriny fa mahatanteraka ny faminanian' i [[Isaia (mpaminany)|Isaia]] (Isaia 53.12): avy izy "hanolotra ny ainy ho avotra hisolo ny maro" (Marka 10.45) sady araka ny efa nambarany dia [[Fitsanganan'i Jesosy ho velona|hitsangana amin' ny maty]] izy satria tsy afaka ny hitoetra ao am-pasana ny Zanak' Andriamanitra.
 
Ny Filazantsaran' i Marka dia nosoratana ho an' ireo Kristiana avy amin' ny [[Jentilisa]] (na [[Jentily]]) izay tokony hanazavana tsara ireo fitenenana avy amin' ny [[fiteny arameana]] sy [[Fiteny hebreo|hebreo]] ary tokony hanazavana ny fomba amam-panao jiosy. Isan' ireo [[Filazantsara sinôptika]] ny Filazantsaran' i Marka. Teo anelanelan' ny taona 60 sy 75 no nanoratana azy. Misy toko 16 ity boky ity.
 
== Ny anaran' ny boky ==