Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-10:
* olona nahazo ny fankatoavan' ny Fiangonana.
 
Ankoatr' izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin' ny [[ApostolyApôstôly roa ambin'ny folo|ApostolyApôstôly]] ny Rain' ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin' izy ireo dia atao hoe [[Ray ApostolikaApôstôlika]]. Ny Mpanoratra skolastikaskôlastika no nandimby ny Rain' ny Fiangonana.
 
== Ireo Rain' ny fiangonanaFiangonana malaza ==
 
=== Ray apôstôlika ===
[[Sary:Clemens Romanus.jpg|vignette|190x190px|I Klemento avy any Roma (papa Klemento I)]]
Ny [[Ray Apôstôlika|Ray apôstôlika]] dia ireo mpianatra sy mpandimby ny [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly roa ambin' ny folo]]. Ireo mpanoratra literatiora kristiana tamin’nytamin’ ny [[fiteny grika]] sady maty maritiry ihany, ary ireo tena nalaza tamin' ny taonjato voalohany sy faha-2 no tondroina indrindra amin' ny hoe ''Ray apôstôlika''. Ny soratr' izy ireo dia tsy nampidirina ho isan' ny boky ao amin' ny [[Baiboly]] nefa heverina fa fitohizan' ny soratr’ireosoratr’ ireo apôstôly mamorona ny [[kanonaKanônan' ny Baiboly|kanôna]]<nowiki/>n’nyn’ ny [[Testamenta Vaovao]] sady loharano saro-bidy amin' ny fahafantarana ny tantaran' ny fiangonana.
 
Ireto avy ireo Ray apôstôlika ireo:
 
*[[Klemento avy any Roma|Klemento avy any Rôma]]
*[[Ignatio avy any Antiôkia]]
*[[PolikarpoPôlikarpôsy avy any Smirna]]
*[[Papiasy avy any Hierapôlisy]]
 
=== Rain' ny fiangonanaFiangonana grika ===
[[Sary:Clement alexandrin.jpg|vignette|171x171px|I Klemento avy any Aleksandria]]
Ireo rain' ny fiangonana nanoratra tamin' ny [[fiteny grika]] no atao hoe "Rain' ny fiangonana grika". Ireto ireo Rain' ny fiangonana grika, atao hoe Ray grika, ireo:
 
*[[Jostinosy Martiry|Jostinosy Martira]]
*[[Ireneosy avy any Smirna]]
*[[Klemento avy any Aleksandria|KlementosyKlementôsy avy any Aleksandria]]
*[[OrigenesyÔrigenesy avy any Aleksandria]]
*[[Atanasiosy avy any Aleksandria|Atanasiôsy avy any Aleksandria]]
*[[Basiliosy avy any Kaisarea|Basiliôsy avy any Kaisarea]]
*[[Gregoriosy avy any Nisa|Gregôriôsy avy any Nisa]]
*[[Gregoriosy avy any Nazianzosy|Gregôriôsy avy any Nazianzosy]]
*[[Joanesy Krisostomosy|Jôanesy Krisôstômôsy]]
*[[Kirilosy avy any Aleksandria|Kirilôsy avy any Aleksandria]]
*[[Maksimosy avy any Konstantinopolisy|Maksimôsy avy any Kônstantinôpôlisy]]
*[[Joanesy avy any Damaskosy|Jôanesy avy any Damaskôsy]]
 
=== Rain' ny fiangonanaFiangonana latina ===
[[Sary:Antonio Rodríguez - Saint Augustine - Google Art Project.jpg|vignette|192x192px|''Masindahy Aogostino'', sary nataon'i Antonio Rodríguez.]]
Ireo rain' ny fiangonana nanoratra tamin' ny [[fiteny latina]] no atao hoe "Rain' ny fiangonana latina". Ireto ireo Rain' ny [[Fiangonana Latina|fiangonana latina]] izay atao hoe Ray latina ireo:
 
*[[Tertoliano]]
*[[Kipriano avy any Kartago]]
*[[Hilario avy any Piktavio]]
*[[Ambrosio avy any Milano|Ambrôsio avy any Milano]]
*[[Damaso I]] (papa)
*[[Hieronimo avy any Stridona|Hierônimo avy any Stridôna]]
*[[Aogostino avy any Hipo|Aogostino avy any Hipô]]
*[[Gregorio Lehibe|Gregôrio Lehibe]]
*[[Isidoro avy any Sevila|Isidôro avy any Sevila]]
 
=== Rain' ny fiangonanaFiangonana siriaka ===
[[Sary:Ephrem miniature 16c.jpg|vignette|219x219px|''I Efrema Siriana'', sary rosiana tamin'ny taonjato faha-16, ]]
Ireo Rain' ny fiangonana izay nanoratra tamin' ny [[fiteny siriaka]] no atao hoe "Rain' ny fiangonana siriaka" na "Ray siriaka". Maro amin' ny asa soratr' izy ireo no nadika tamin' ny fiteny grika sy amintamin' ny fiteny latina. Ireto avy ireo Rain' ny fiangonana siriaka ireo, izay tsy maro:
 
*[[Afrahata]]
*[[Efrema Siriana]]
*[[Isaka avy any Antiokia|Isaka avy any Antiôkia]]
*[[Isaka avy any Ninive]]
 
=== Rain' ny Fiangonan' ny tany efitra ===
[[Sary:San Pablo Ermitaño, por José de Ribera.jpg|vignette|143x143px|''Masindahy Paoly avy any Tebay'', sary nataon'i José de Ribera, taona 1640.]]
Ny [[Rain'ny tany efitra|Rain' ny Fiangonan' ny tany efitra]] dia ireo Rain' ny fiangonana izay niaina tany amin' ny tany efitr' i Egipta. Na dia tsy dia nanoratra maro tahaka ireo Rain' ny fiangonana hafa aza izy ireo dia nisy akony lehibe teo amin' ny fivavahana kristiana ny zavatra nosoratany. Maro amin' ny zavatra nolazain' izy ireo nyno voangoana ao amin' ny boky atao hoe ''Apophthegmata Patrum'' ("Tenin' ny Rain' ny Fiangonan' ny tany efitra"). Ireto ny Rain' ny fiangonana tany an' efitra:
 
*[[Paoly avy any Tebay]]
*[[AntonioAntônio Lehibe]]
*[[PakomioPakômio Lehibe]]
 
== Ny fandalinana momba ny Rain' ny Fiangonana ==
Andalana faha-77:
 
=== Ny patristika ===
Ny [[patristika]] dia taranja andalinana ny fiainana sy ny asa ary ny fampianaram-pinoanan' ny Rain' ny Fiangonana, izany hoe ny tantaran'izy ireo. Matetika dia mifangaro ny hevitry ny hoe ''patristika'' sy ''patrôlôjia''.
 
=== Ny patrôlôjia ===
Ny [[patrôlôjia]] kosa dia teny enti-manondro ny fitambaran' ny asa soratry ny Rain' ny Fiangonana, ary io teny io dia manondro koa ny fitambaran' ny asa soratra andalinana ireo asa soratra ireo. Avahana noho izany ny patrolojiapatrôlôjia latina sy ny patrolojiapatrôlôjia grika. Ny patristika dia misy karazana literatiora maro (fanaovana hevi-teny, toriteny, sns) izay miorina kokoa amin' ny [[Baiboly]], "fahefana fara tampony" izay halalinina amin' ny heviny ara-bakiteny sy ara-tantara ary indrindra amin' ny heviny ara-panahy (alegorikaalegôrika).
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Apôstôly roa ambin'ny folo|Apôstôly]]