Rain' ny Fiangonana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Otsy.jpg|vignette|301x301px|Rain' ny Fiangonana]]
Ny '''Rain' ny Fiangonana''' na '''Rain' ny Eglizy''' na '''Aban' ny Eglizy''' dia ireo mpanoratra kristiana teo anelanelan' ny taonjato faha-2 sy faha-7 nanao fampianarana nanana ny fahefany izay mbola tanana hatramin' izao. Fepetra efatra no namaritan' ny Fiangonana ny mpanoratr' ireo taonjato ireo izay mendrika ny hahazo izany anaram-boninahitra izany:
 
* olona niaina tamin' ny vanimpotoana voalohan' ny Fiangonana;
 
* olona niaina tanaty fahamasinana;
Andalana faha-8:
* olona nanao asa soratra tsy ahitana fahadisoam-pampianarana sady misy fampahafantarana sy fanamarinana mafonja ny fampianaram-pinoana kristiana;
 
* olona nahazo ny fankatoavan' ny Fiangonana.
 
Ankoatr' izany dia natao hoe nanana fifandraisana voaporofo tamin'ny [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] ny Rain'ny Fiangonana na azo inoana ho izany tokoa ka ny sasany amin'izy ireo dia atao hoe [[Ray Apostolika]]. Ny Mpanoratra skolastika no nandimby ny Rain'ny Fiangonana.
 
== Ireo Rain' ny fiangonana malaza ==