Tiberiada: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
kAucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
I '''Tiberiada''' na '''Tiberiasy''' dia tanàna renivohitr' i [[Galilea (faritra)|Galilea]] (na Galilia), ao amin' ny tapany avaratr' i [[Israely]]. Amin' ny [[teny hebreo]] izy dia atao hoe טבריה / ''Tverya'', amin' ny [[teny grika]] dia atao hoe Τιβεριάς / ''Tiberias'', amin' ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Tiberias'', ary amin' ny [[teny arabo]] dia atao hoe طبرية / Tabarīya. Tanàna manan-tantara sy mahasintona mpizaha tany i Tiberiada. Ny tanàna taloha dia hita ao amin' ny tapany atsimon' ny tanàna ankehitriny.
== Jereo koa ==
* [[Farihy Tiberiada|Farihin' i Tiberiasy]]
|