Banto (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-9:
 
== Fiteny banto ==
Ny [[fiteny banto]] dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao amin' ny antsasany atsimon' i Afrika - izany hoe ao amin' ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan' i Afrika. Zana-bodron' ny fianakaviam-[[FitenyFianakaviambem-piteny nizeronizerô-kongoleykôngôley|piteny nijeronijerô-kongoleykôngôley]] ny fianakaviam-piteny banto. Miisa any amin' ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny banto ireo. Isan' ny fiteny banto ireto fiteny tanisaina manaraka ireto:
 
* [[fiteny soahily]]
* [[fiteny zolo]]
* [[fiteny makoa]]
* [[fiteny kômôriana ]]
* [[fiteny fanga ]]
* [[fiteny kiniaroanda ]]
* [[fiteny loganda ]]
* [[fiteny kitoba ]]
* [[fiteny lingala ]]
* [[fiteny giha ]]
* [[fiteny sômaly ]]
* [[fiteny kikôngô ]]
* [[fiteny tsiloba ]]
* [[fiteny kirondy ]]
* [[fiteny sesôtô ]]
* fiteny
 
== Jereo koa ==