Banto (vahoaka): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-9:
 
== Fiteny banto ==
Ny [[fiteny banto]] dia fianakaviam-piteny afrikana izay ahitana fiteny miisa 400 any ho any tenenin' ny olona ao amin' ny firenena manodidina ny roapolo ao amin' ny antsasany atsimon' i Afrika - izany hoe ao amin' ny tapany afovoany sy atsimo ary atsinanan' i Afrika. Zana-bodron' ny fianakaviam-[[Fiteny nizero-kongoley|piteny nijero-kongoley]] ny fianakaviam-piteny banto. Miisa any amin' ny 310 tapitrisa any ho any ny olona mampiasa ireo fiteny banto ireo. Isan' ny fiteny banto nyireto fiteny tanisaina manaraka ireto:

* [[fiteny soahily]] sy ny
* [[fiteny zolo]] ary ny
* [[fiteny makoa]].
* fiteny kômôriana
* fiteny fanga
* fiteny kiniaroanda
* fiteny loganda
* fiteny kitoba
* fiteny lingala
* fiteny giha
* fiteny sômaly
* fiteny kikôngô
* fiteny tsiloba
* fiteny kirondy
* fiteny sesôtô
* fiteny
 
== Jereo koa ==