Negrôida: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
* ny [[Negrô (vahoaka)|Negrô]]: vahoaka mainty hoditra monina aty [[Afrika atsimon' i Sahara]];
* ny [[Kôikôy (vahoaka)|Kôikôy]] na [[Kôisàna (vahoaka)|Kôisàna]]: vahoaka mainty hoditra any Afrika Atsimo;
* ny [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]] any amin' ireo [[vondro-nosy]] mitambatra ao amin' i [[Melanezia]];
* ny [[Negritô]] any [[Azia Atsimo-Atsinanana]] sy ao amin' ny [[Saikanosin' i Malezia]] ary any [[Filipina]].