Tompon-tanin' i Tasmania: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Vahoaka any Aostralia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Truganini and last 4 tasmanian aborigines edit.jpg|vignette|255x255px|Ireo vehvavy tasmaniana tompon-tany efatra farany tamin' ny taona 1860. I Truganini io farany ankavanana io]]
Tao anatin' ny telopolo taona (1803-1833) dia nihavitsy avy amin' ny 5 000 mankamin' ny 300 ny isan' ny olona tao amin' io vahoaka io. Izany fihenan' ny isan' ny mponina izany dia vokatry ny aretina nentin' ny mpijirika britanika sy ny ady teo amin' ireo mpijirika ireo sy ny tompon-tany. Nanomboka tamin' ny taona 1876 dia heverina fa foko lany tamingana ny Tompon-tanin' i Tasmania, ka ny sisa farany tamin' ireo olona tsy nifangaro razana hafa dia maty tamin' io taona io, dia ilay vehivavy atao hoe Truganini. Mbola misy anefa ireo olona izay efa manam-pirazanana tomon-tany efa mifangaro.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Papoa (vahoaka)]]
* [[Abôrijinan' i Aostralia|Tompon-tanin' i Aostralia]]
* [[Melaneziana (vahoaka)|Melaneziana]]
* [[Veda (vahoaka)]]
* [[Negritô]]
* [[Tompon-tanin' i Tasmania]]
* [[Aostralô-melaneziana]]
* [[Mainty hoditra]]
* [[Hoditra mainty]]
* [[Aostralazia]]
* [[Afrô-aziatika]]
* [[Malata]]