Masreka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Mashreq-ar.png|vignette|I Masreka, amin' ny heviny mifintina]]
[[Sary:Mashriq.png|vignette|I Masreka, amin' ny heviny mivelatra]]
I '''Masreka''' na '''Masrika''' dia ny faritra misy ny [[Arabo (vahoaka)|Arabo]] any Atsinanana (sy ao [[Afrika Avaratra]] koa indraindray), izay tsy manana famaritana ara-jeôgrafia raikitra fa miovaova arakaraka ny mpanoratra sy ny mpiteny. Matetika dia ny faritra mahafaoka an' i [[Iràka]] sy i [[Siria]] sy i [[Libàna]] sy i [[Jôrdania]] ary i Palestina no tondroina amin' ny hoe ''Masreka''. AtaoAmin' hoeny المشرقheviny العربيmivelatra /dia mahafaoka an''a'l-Mashreq al-Arabi'i [[Arabia Saodita]], i [[Bareina]], i [[Ejipta]], ny [[Emirata Arabo Mitambatra]], i [[Iemena]], i [[Iràka]], i [[Jôrdania]], i [[Katara]], i [[Kôety]], i [[Libàna]], i [[Ômàna]], i Palestina ary i [[Siria]], nefa tsy isan' izany izyi amin[[Sômalia]] sy i [[Jibotỳ|Jiboty]] ary i [[Kômôro]] izay samy ao anatin' ny [[FitenyLiga arabo|tenyLiga araboArabo]].
 
Atao hoe المشرق العربي / ''Al-Mashreq al-Arabi'' na المشرق / ''Al-Mašriq'' izy amin' ny [[Fiteny arabo|teny arabo]].
 
== Jereo koa ==