Afganistàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-47:
}}
 
Ny '''Afganistàna''' na '''Repoblika Islamikan' i Afganistàna''' ([[Fiteny pastô|pastô]]: د أفغانستان اسلامي جمهوریت, dari: جمهوری اسلامی أفغانستان), dia firenena any [[Azia Afovoany]] tsy manana morontsiraka mizara sisintany amin' i [[Pakistana]], amin' i [[Tajikistana]], amin' i [[Iràna]], amin' i [[Torkmenistàna]], amin' i [[Ozbekistàna]] ary amin' i [[Sina]].
 
Ny fari-tany misy an' io firenena io dia ifanenan' ny mponina maro sy ifanenan' ny mpivarotra avy any [[Eorôpa]] ho any [[Azia]] na avy any Azia makany [[Azia Andrefana]] na makany Eorôpa. Tamin' ny [[Andro Taloha]], io faritany io dia efa [[faritany]] nifanenan'ny mponina mpivarotra miaina eo akaikiny toy ny [[Iranianina]], ny Torka na ny [[Arabo (olona)|Arabo]]. Ny olo-malaza nandalo tamin' i Afganistàna dia i Gengis Khan, Alexandre sns.