Fiteny singaley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-20:
Ny hoe ''sinhala'' dia avy amin' ny fiteny sanskrity; amin' ny fiteny indianina afovoany izy dia atao hoe ''sīhala''; amin' ny fiteny singaley ankehitriny dia ''heḷa'' na ''eḷu''. Ny fiteny sanskrity sy ny fiteny indianina afovoany dia manana teny midika hoe "''liona",'' dia ny hoe ''siṃha'' sy ''sīha''. Araka ny [[fedrà]], i Sinhabahu na Sīhabāhu dia zanaky ny andriambavy Vanga sy liona iray. Namono ny rainy izy ary lasa mpanjakan' i Vanga. Ny zanany Vijaya dia nifindra tany atsimon' i [[India]] mba ho lasa razan' ny [[Singaley (vahoaka)|Singaley]] ankehitriny. Raha raisina an' isa ny porofo ara-piteny, ny anaran' ny mponina dia midika hoe "liona".
 
== Jereo koa ==
 
* [[Singaley (vahoaka)]]
{{vangovango}}