Fitsanganan-ko velona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-5:
 
=== Araka ireo fivavahana tany Afovoany Atsinanana ===
Ny fiheverana ny amin' ny fitsanganana amin' ny maty dia hita ao amin' ny soratry ny fivavahana taloha tany [[Afovoany Atsinanana]]. Ny soratra vitsy tao amin' ny fivavahan' ny [[Ejipta tamin'ny Andro Taloha|Egiptiana]] sy ny [[Kanaana (faritra)|Kanaanita]] dia miresaka an-kolaka ny amin' ny fahafatesana sy ny fitsanganan' ny andriamanitra toa an' i [[Ôsirisy]] sy i [[Baala]]. I Sir James Frazer, ao amin' ny bokiny ''The Golden Bough'' dia mitatitra ny amin' ireo andriamanitra maty avy eo teraka indray ireo, nefa maro amin' ireo ohatra ireo, araka ny mpandinika maro, no tsy manova endrika ny soratra loharano. I Tryggve Mettinger dia manohana, ao amin' ny bokiny vao nivoaka tsy ela, fa ny fitsanganana sy ny fiverenana amin' ny fahabelomana dia zava-dehibe amin' ny andriamanitra Baala (''Baal''), Melkarta (''Melqart''), Adônisy (''Adonis''), Esmona (''Eshmun''), Ôsirisy (''Osiris'') ary Domozy (''Dumuzi'').
 
=== Araka ny fivavahan' ny Grika taloha ===
Andalana faha-48:
 
=== Araka ny bodisma ===
Misy tantara ao amin' ny [[bodisma]] izay nanehoana ny fahefan' ny fitsanganana amin' ny maty ao amin' ny lovam-pinoanapampianarana ''chan'' na ''zen.'' Iray amin' ireo tantara ireo ny amin' i [[Bodhidharma]], ilay mpampianatra indiana izay nitondra ny sekolin' i Ekayana any India izay lasa bodisma ''chan'' any [[Sina]] taty aoriana.
 
Ny faharoa dia ny fahafatesan' i Puhua ([[Fiteny japôney|japôney]]: ''Jinshu Fuke''), mpampianatra ''chan'' sinoa izay tantaraina ao amin' ny Firaketan' i Linji (japôney : ''Rinzai Gigen''). Fantatra amin' ny fananany fihetsika sy fomba fampianarana hafahafa tsy mahazatra i Puhua, tsy mahagaga raha baombona amin' ny fisehoan-javatra izay nandrava ny fandrarana mahazatra momba ny fananana fanefana toy izany.
 
=== Araka ny hindoisma ===