Fiekem-pinoan' i Efezy: Fahasamihafan'ny versiona

k
tsy misy ambangovangom-panovana
k (nanova ny anaran'i Fiekem-pinoan'i Efezy ho Fiekem-pinoan' i Efezy i Thelezifor)
kAucun résumé des modifications
 
Ny '''Fiekem-pinoan' i Efezy''' na '''Fanekem-pinoan' i Efesôsy''', izay atao hoe '''Fiekem-pinoan' ny firaisana''', dia fanambaràna [[Kristôlôjia|kristôlôjika]] nosoniavin' i [[Cyrille d'Alexandrie|Kiriliosy]], patriarkan' i Akeksandria, sy i [[Joany I avy any Antiokia|Joany]], patriarkan' i [[Antiôkia]] (na Antiôka), tamin' ny taona 433 mba hanambaràny ny fifanarahan-keviny ny amin' ny [[teôlôjia]] momba ny tenanan' i [[Jesosy|Kristy]], roa taona taorian' ny fifanandrinana tao amin' ny kônsilin' i EfesôsyEfeso sy ny fanamelohana an' i [[Nestoriosy|Nestôriosy]].
 
== Lahatsoratry ilay fiekem-pinoana ==
Izao ilay fiekem-pinoana:
 
"Sitrakay ny haneho fohy eto, sady amin'ny fomba mifanaraka amin' ny Soratra Masina sy amin' ny lovam-pinoanapampianarana, nefa tsy manampy na inona na inona amin' ny [[Fanekem-pinoana nikeana|fiekem-pinoana voavelatra tao Nisea]], izay inoanay sy ampianarinay ny amin' i Maria Virjiny Ranin' Andriamanitra sy ny amin' ny fomba nahatonga ny zanak' Andriamitra ho olombelona. Ataonay izao satria ilaina; ataonay izany, tsy hampidirana zavatra fa hanomezana fahafaham-po ny hafa. Satria, araka ny efa noteneninay, izany (ny fiekem-pinoan' i Nisea) dia ampy tanteraka hampahafantarana ny fivavahana sy hanoherana ny finoan-diso. Omenay izao fanazavana vaovao izao, tsy hamahàna izay tsy mety takatry ny saina, fa hanoherana, amin' ny fiekena ny fahalemenay, ireo izay te hanome tsiny anay amin' ny fanazavana ireo zavatra mihoatra ny sain' ny olombelona.
 
Ambaranay
28 656

modifications