Tenim-pinoana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''tenim'''-'''pinoana''' na '''teny''' '''finoana''' na '''dôgma''' (soratana koa hoe '''dogma''') dia petra-kevitra tsy azo iverenana hamboarina indray momba ny foto-pampianaram-pinoana izay ambara fa fahamarinana tsy azo ovana momba ny finoana.
 
Ao amin'ny [[fivavahana kristiana]], ny tenim-pinoana dia mety ho vokatry ny fanambaràn' Andriamanitra ao amin'ny [[Soratra Masina]] na avy amin'ny [[lovam-pinoanapampianarana]] (na [[lovantsofina]]) sady ambaranan'ny fahefam-piangonana tsy azo lavina. Amin'ny ankapobeny dia tamin'ireo fifandirana momba ny fampianaram-pinoana no nandraiketana ny ankamaroan'ny tenim-pinoana ka nenti-nanorina ny atao hoe "fampianarana marina" (na "ôrtôdôksia") sady nanoherana ireo atao hoe "[[Fampianaran-diso (fivavahana)|fampianaran-diso]]" (na "herezia").
 
== Jereo koa: ==