Pôliteisma: Fahasamihafan'ny versiona
Fix
kAucun résumé des modifications |
(Fix) Marika: Révoqué Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday |
||
[[Sary:Gods.jpg|vignette|310x310px|Ny fianakaviamben' ny andriamanitra grika]]
Ny '''pôliteisma''' dia [[fivavahana]] na fiheverana [[Filôzôfia|filôzôfika]] inoana ny fisian' ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] maro sy anompoana azy ireo. Isan-karazany ny endrika isehoan' ny fivavahana amin' andriamanitra maro. Amin' ny ankapobeny dia inoana ho manana endrika sy toetra mitovitovy amin' ny an' ny olombelona ny andriamanitra. Amin' ny ankapobeny koa dia manana ny anjara toerany ao amin' ny
Ny mpikaroka dia mihevitra fa avy amin' ny tahotra sy ny fanajana ny herin' ny [[zavaboary]] no niavian' ny fivavahana amin' andriamanitra maro izay nikendrena ny hifehezana ireo hery ireo ka izany no nanaovan' ny vahoaka sasany ny zavatra eny amin' ny lanitra ([[masoandro]], [[volana]], [[kintana]] sns.) sy ny zava-manan' aina sasany (biby sy zavamaniry) ary ny zavatra hafa koa (tendrombohitra, afo, sns.) ho andriamanitra. Ny fandaminana misy eo amin' ny fiarahamonin' olombelona no heverina fa fandaminana misy koa ao amin' ny tontolon' ireo andriamanitra ireo. Tsy mora noho izany ny manavaka ny fivavahana pôliteista sasany amin' ny [[animisma]] na ny [[tôtemisma]], eny fa na amin' ny [[panteisma]] koa aza.
|