Lôndôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i London ho Lôndôna i Thelezifor
→‎top : Nanitsy hadisoam-pitendrena
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana avy amin'ny rindrankajy am-pinday Fiovana amin'ny fampiharana Android
 
Andalana faha-1:
[[File:Flag of the United Kingdom.svg|thumb|sainam-pirenena fa Fanjakana Mitambatra]]
[[Sary:PIA04301.jpg|thumb|220px|left]]
'''Lôndôna''' (avy amin' ny fiteny anglisy ''London'' - [ˈlʌndən]), any atsimo-atsinanan' ny [[Fanjakana Mitambatra]], dia renivohitra ary tanàna ngeza indrindra any amin' ny Fanjakana Mitambatra. Mandritry ny taonjato maro, io ny renivohitry ny [[Empira Britanika]], empira ngeza indrindra nisy teto an-tany. Efa nisy roa arivo taona mahery izay io tanàna io no noforonin' ny Rômana. Amin' ny lafiny isam-pinina, efa betsaka ny isan' ny tanàna lehibe ngeza noho izy. Amin' ny maha ivo ara-pôlitika azy dia renivohitry ny [[Commonwealth]] ny tanànan' i Lôndôna, hery ara-piharian-karena lehibe, noho ny maha ivontoerana ara-bola voalohany azy.