Polandball: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8
Rescuing 1 sources and tagging 0 as dead.) #IABot (v2.0.8.1
Andalana faha-17:
== Tema ==
Ny fanombohan'ny Polandball, dia ny fanehoana an'i [[Polonia]], ny tantarany, ary ny fifandraisany amin'ireo firenena vahiny, ary koa ny ''stereotype'',<ref name="przeglad" /><ref name="hiro">{{cite news|url=http://hiro.pl/magazyn/magazyn_zjawiska/memy.html|title=MEMY. Legendy Internetu|last=Cegielski|first=Tomek|date=12 April
2011|publisher=Hiro.pl|language=Polish|accessdate=24 March 2012|archivedate=2011-04-15|archiveurl=https://web.archive.org/web/20110415014502/http://hiro.pl/magazyn/magazyn_zjawiska/memy.html|deadurl=yes}}</ref>, indrindra indrindra ny megalomania ary ny maro sosom-pirenena (''complexe'') . Ny fiteny ampiasaina amin'ny countryball dia teny anglisy tsy madio, ary ny teny ampiasaina eo amin'i Aterineto.
 
Misy Polandball mampiseho ny tsifahafahan'ny poloney mandeha eny amin'ny habakabaka ; ary anisan'ny polandball malaza indrindra ny tantaran'ny vaton-kabakabaka lehibe mandona an'ny Tany : izay mahatonga ireo firenena izay afaka mandeha eny amin'ny habakabaka miala amin'ny tany. Amin'ny faran'ilay sary, i Polonia, izay tsy afaka mandeha any amin'ny habakabaka, dia milaza "Poland cannot into space." ("Tsy afaka mandeha eny amin'ny habakabaka i Polonia"). Teo amin'izay no namaranan'ny rosiana ny valintenin'ilay fanontaniana hoe iza no firenena matanjaka amin'i Polonia sy Rosia.<ref name="gazeta"/><ref name="przeglad" /><ref name="hiro" />.