Fiteny tamily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Tamil Verbreitung.png|thumb|ankavanana|220px|[[Sary:Word Tamil.svg|center|100px]]<br />Voamarika amin'ny loko menamena ny [[faritra]] misy tamil]]
Ny '''fiteny tamily''' (tamiḻ / தமிழ்) dia fiten' ny vahoaka tamily ([[Diravidiana (vahoaka)|diravidianina]] taloha). Ny fiteny tamily dia fiteny any [[India]]. Ny fiteny tamily dia teny ôfisialin' i Tamil Nadu sy ny tananan' i Pondichery sy sy Karîkâl. Teny ôfisialy any [[Singaporo]] ihany ko any fiteny tamily. Olona miisa 74 tapitrisa mahery no miteny tamily eran-tany. Araka ny voakazanvoalazan' ny ''[[World Almanac]] 1994''.
 
Teny nisampana amin' ny fiteny diravidianina ny fiteny tamily. Ny fiteny tamily dia anisan' ny fiteny antitra indrindra eto an-tany. Tsy ary niovaova ilay fiteny na dia efa nisy 2&nbsp;500 taona aza. Soratana amina soratra avy amin' ny [[soratra brâhmî]] ny teny tamily.