Fiteny tamily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
AntanO (dinika | fandraisan'anjara)
k image added
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Tamil Verbreitung.png|thumb|ankavanana|220px|[[Sary:Word Tamil.svg|center|100px]]<br />Voamarika amin'ny loko menamena ny [[faritra]] misy tamil]]
Ny '''fiteny tamily''' (tamiḻ / தமிழ்) dia fiten' ny mponinavahoaka tamiltamily ([[diravidiaDiravidiana (vahoaka)|diravidianina]]nina taloha). Ny fiteny tamiltamily dia fiteny any [[India]]. Ny fiteny tamiltamily dia teny ofisialinôfisialin'ny i Tamil Nadu sy ny tananan' i Pondichery sy sy karîkâlKarîkâl. Teny ofisialyôfisialy any Singapaoro[[Singaporo]] ihany ko any fiteny tamiltamily. Olona miisa 74 tapitrisa mahery no miteny tamiltamily eran-tany. Araka ny teneninvoakazan' ny ''[[World Almanac]] 1994''.
 
Teny voasintonanisampana amin' ny fiteny diravidianina ny fiteny tamiltamily. Ny fiteny tamiltamily dia anisan' ny fiteny antitra indrindra eto an-tany. Tsy ary niovaova ilay fiteny na dia efa nisy 25002&nbsp;500 taona aza. Soratana amina soratra voasintona avy amin' ny [[soratra brâhmî]] ny soratrateny tamiltamily.
 
== Fiteny ==
 
Noho ny tsy fahaizan' ny olona manoratra sy mamaky teny tany India nandritry ny taonjato maromaro, samihafa be ny endriky ny fiteny tamiltamily tenenina (koduntamil) sy ny fiteny tamiltamily soratana (centamil). Mitovy amin' izany koa, ny fianarana dia matetika atao am-bava fa tsy an-tsoratra, ary matetika miova ny fanononana ny teny arakaraky ny tanàna, ary tsindraindray, tsy misy fifandraisana amin' ilay teny soratana intsony ilay teny tenenina.
 
Amin' ny ankapobeny, misy tamilendriky ny fiteny tamily ampiasaina amin' ny haisoratra, ampiasain' ny gazety, ny boky, sns. manaraka ny fitsipi-pitenenana, ny tsipelina ary ny rafi-pitenenana, ary ny tamilendriky ny fiteny tamily an' ny mponina, ampiasain' ny mediahaino aman-jery (radio, fahitalavitra) : io fisiana io azo lazaina hoe diglossie amin' ny teny frantsay. Ny tamil-nfiteny tamilin' ny mponina dia mety miovaova arakaraka ny firenena, arakaraky ny [[faritany]] ary tsindraindray arakaraky ny tanàna : na dia olona mifehy tsara ny tamilteny tamily soratana, dikan'izany ofifialyhoe ôfisialy, dia mety tsy mahazo io fiteny io, matetika mampiasa teny vahiny (''lugej'' = "entana", avy amin' ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''luggage'', ''zanti'' = "mahafatifaty", avy amin' ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] hoe ''gentil'') navadika arakaraka ny fanononana tamiltamily. Ny anton' io dia ny fisian' ny mpiteny tamiltamily any ivelany, ampifangaroiny amin' ny teny tenenina eo amin' ny toerana isianyonenany ny teny tamiltamily. Ny tamilfiteny tamily tenenina any India dia tamilim-poninabahoaka, ary ny tamilfiteny tamily tenenina any Sri Lanka[[Srilanka]] dia tamilfiteny tamily mifandray kokoa amin' ny tamilfiteny tamily soratana.
 
Hatry ny fanombohan' ny taonjato faha -20, dia ampifanakekezan' ny mpandini-pitsipi-pitenenana tamiltamily ny fiteny tamiltamily soratana amin'sy ny tamilfiteny tamily tenenina, fa mitazona ny mahasamihafa ilay fanoratana antitra be.
 
[[Sokajy:Fiteny SOV]]